Rayon Littérature française
Fitiavana tanindrazana fozaorana : tantaraforonina

Fiche technique

Format : Broché
Nb de pages : 394 pages
Poids : 350 g
Dimensions : 11cm X 22cm
ISBN : 979-10-90103-89-4
EAN : 9791090103894

Fitiavana tanindrazana fozaorana

tantaraforonina


Collection(s) | Dodo plumitif
Paru le
Broché 394 pages
traduit par Ilaibalihy et Johary Ravaloson

Quatrième de couverture

« Raha tsy teo io kianja io, dia sanatria ny tanàna tangorongoron-trano misy varotra fa tsy misy takalo, olona miara-monina fa tsy miray hina na aina. Fanantenana mihoatra ny rehetra izy amiko : io no anton'izao rehetra izao, fiarahana mahatsapa fa tompon'ny hoavy isika rehetra, satria ny razana iombonana tsy ampy iaraha-miaina.

Nampanjavonina ilay kianja, norakofana vato dia nasiana dobo misy irony fantsitsy mitifitifi-drano irony, ravahina jiro maroloko. Dia noraràna fefy vy. Ketoka sy rapaka sisa manodidina. »

Misy an'izy telo nataoko hitolona eo. Nefa tena tsy fanalolahy na fanalovavy an-tantara izireto, tsy manaraka ny lalana nosoritina ho azireo mihitsy. I Hery, ilay zazalahy 4-mi te hikidoba ao amin'ilay dobo, angamba no mba azo hianteherana. Iza no hanampy azy amin'izany ?

Asa raha renareo ny hikany te-hampitresaka ny lanitra sy ny tany. Rehefa renareo dia efa hirodana izay ny manda mampisaraka antsika.

Biographie

Mpanoratra amin'ny teny frantsay Ravaloson Johary. Ity no tantaraforoniny nadika voalohany amin'ny teny malagasy, nifarimbonan'izy sy Ilaibalihy.
Voafantina tao anatin'ireo efatra farany tamin'ny loka Les Afriques (Genova, 2020) sy Ethiophile (Parisy, 2020) ny boky niandohana Amour, patrie et soupe de crabes (éditions Dodo vole, 2019).

Avis des lecteurs

Du même auteur : Johary Ravaloson

Toni & monsieur Maki

Ratsimilaho (1690-1750) : roi des Betsimisaraka

Jadis Tamatave. Tamatave taloha

Ikotolavenona : conte de Madagascar

Tribunal des cailloux

Katra !

Le hameau des rêves

La plus secrète mémoire des dodos

Lance-pierre