Fiche technique
Format : Broché
Poids : 175 g
Dimensions : 21cm X 30cm
ISBN : 979-10-90103-90-0
EAN : 9791090103900
Quatrième de couverture
« Le raokandro est la pharmacopée utilisée pour soigner jadis les familles par les parents, les aînés rassasiés de jours et expérimentés. Quand ils avaient des besoins qu'ils ne trouvaient pas à la maison, ils furetaient alentour et prenaient les plantes bienfaisantes ou salutaires. C'est à l'aube avant le lever du jour qu'il est bon souvent de les récolter.
C'est pourquoi on les appelle récolte du jour ou raokandro. »
Albert Rakoto-Ratsimamanga
- talapetraka
- vonenina
- ravintsara
- famonty
- handy
- katrafay
- rotra
- vahona
- dingadingana
- mandravasarotra
- bontona
« Ny raokandro dia fomba fanaon'ny ray aman-dreny mpitaiza fianakaviana fahiny, dia ny zokiolona voky andro sy manana traikefa. Raha misy ilainy ilainy amin'izany fitaizana ataony izany, nefa tsy hitany ao an-tranony, dia mandehandeha mizaha ny zavamaniry manodidina izy ka maka izay mahasoa. Ny maraina alohan'ny fiposahan'ny masoandro matetika no fotoana mety handraofana. Dia raikitra ho raoka andro maraina no anaran'izany fomba izany izay nafohezina taty aoriana hoe raokandro. »
Albert Rakoto-Ratsimamanga